Teny iditra tsambikina (vikina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihoaran' ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a leap, a jump [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay saut [Abinal 1888, Marre: Grammaire]
 bond [Abinal 1888]
 sautillement [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2014/11/04