Teny iditra tsanaky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] mihitsy [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] plus du tout: tsy misy tsanaky (il n'y en a plus) [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny   tsana

2009/02/23