Teny iditra tsangambava (tsangana, vava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tsakokaty [Rakotosaona 1972]
 Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty [Rajemisa 1985]
Ohatra ranon' ampangory antitra an-tsangambava no manamanitra azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 15]

2013/07/26