Teny iditra tsangana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[Fox: Hainteny, laharana 50]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tsangana ity (3): Ambatomitsangana, Tsangambato, Vatomitsangana

Teny iditra tsangana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [SLP 1986]
Famaritana frantsay bâton
¶ diagramme en bâtons [SLP 1986]

2015/03/22