Teny iditra tsangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/26