Teny iditra tsaoky > tsaoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tsaoky > tsaoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Craie [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: chalk.

Fivaditsoratra 

Teny iditra tsaoky > saoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Manontolo loha
Anaran' akora mamorom-batana handrina, maso, molotra, orona, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Ohabolana 

Teny iditra tsaoky > saoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The chin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le menton [1.8]
Ohatra Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : saoka, saokan', saokan-, saokam-, saoky
Tovonana : -tsaoka, -tsaokan', -tsaokan-, -tsaokam-, -tsaoky
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tsaoky > saoky
Sokajin-teny endritenin' ny hoe saoka

Teny iditra tsaoky > saoky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Sotrobe [1.78]

Teny iditra tsaoky > saoky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fidirana, fitsofohana [1.78]

Teny iditra tsaoky > saoky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Dera, fiderana [1.78]

Fivaditsoratra