Teny iditra tsaontsaona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitriatriaran' ny vava manao teny tsy voahevitra; teny tafahoatra tsy amim-piheverana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra vatsavatsa ~ karijo ~ kamentsona ~ pentsompentsona
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17