Teny iditra tsapa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
¶ Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
¶ Famangiana fahoriana
¶ Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [Rajemisa 1985]
Ohatra   Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 134]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra tsapa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   jono hazandrano amin'ny tanana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03