Teny iditra tsaporitika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay petit oiseau semblable au tsikirity [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

2011/12/09