Teny iditra tsara fo (tsara, fo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan' ny sasany taminy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/10