Teny iditra tsaraingona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' ny olona; fitsabahana amin' ny raharahan' ny hafa; fanapahana ny tenin' olona mbola mitohy fa tsy mahandry [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23