Teny iditra tsaraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny feon' ny akanga somary lavareny. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina
¶ Feon' ny rano mivoaka ny fantsona [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/10/08