Teny iditra tsara tany (tsara, tany)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ilazana ny olona tsy miadiady amin' ny hafa ka tian' ny mpiara-monina [Rajemisa 1985]

2010/12/10