Teny iditra tsara tarehy (tsara, tarehy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   beau, de belle apparence [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/11