Teny iditra tsaratsara (tsara)
Sokajin-teny   mpamaritra
Ohatra  
1Raha handà mantsy ny tena, tokony hisy ny hevitra tsaratsara kokoa hasetry ny azy. [Andraina: I Vola, takila 17]
2Ny Opala dia naman' ny Agata, saingy tsaratsara kokoa; [Randzavola: Baiboly, takila 1001]
3Ny sisa tsy lany, hatao sakafo tsaratsara isan-Alahady. [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]
Sampanteny  
Teny nalaina  

2015/04/10