Teny iditra | ![]() |
tsara va (tsara, va) |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | a greeting: tsara va? are you well? [Hallanger 1973] | |
Famaritana frantsay | salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny tsara va io | |
Fifanahafana | kaosy | |
Nohavaozina tamin' ny 2012/10/06 |
![]() |