Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
¶ Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay broche, piquet [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] antonona [Rakotosaona 1972]

2017/06/29