Teny iditra tsatokaty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-dovia lalina aty fasiana ro
Mitovy hevitra: tsangambava [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] tsangambava [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay verre à pied, éprouvette
¶ tsatokaty mahitsy voateti-drefy: éprouvette graduée. [Voambolana: Simia]
¶ tsatokaty mibika kitsoloha: verre à pied, fiole conique. [Voambolana: Simia]
¶ tsatokaty mibika varingarina: éprouvette cylindrique. [Voambolana: Toe-karena: hanina] [SLP 1986]

2013/07/26