Teny iditra tsato-kazo
Singan-teny tsatoka ; hazo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hazo atohana ny voly [1.1]
Ohatra 
1Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. [1.436]
2Tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24