Teny iditra tsatsaingoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa.
Mitovy hevitra: tsaraingona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2017/08/30