Teny iditra | tsatsaingona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | tsatsaingoka | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |