Teny iditra tsatsàka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of the expression mitsatsaka vary [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] androngo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] a species of lizard [Richardson 1885]
Famaritana frantsay lézard
¶ margouillat [3.1]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy of a whitish brown color [Richardson 1885]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a kind of intoxicating liquor made from sugar-cane [Richardson 1885]
Voambolana 

2013/04/02