Teny iditra tsatsatsatsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23