Teny iditra tsatsika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin' ny salazam-by [Rajemisa 1985]
 fomba iray fanomanana sakafo [SLP 1986]
Famaritana frantsay grillade [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 

2011/12/10