Teny iditra tsefotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan' ny rivotra voangona ao amin' ny zavatra iray ka tampoka no fialany ao [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23