Teny iditra | tsehina (tsaika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alaina mangingina, atao tsy fantatra: Notsehin' ny adala marina ilay bokiko teo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | hañitse, tsehina, tsiheña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |