Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tselaka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fihela-kazavana na afo tampoka, fiseranan-taratra haingana
Hafainganam-pihetsika, hamaila-piteny
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatselaka
,
mitselaka
,
mitselatselaka
matoantenin' ny iharana :
atselaka
,
tafatselaka
,
tselahana
,
voatselaka
matoantenin' ny fameno :
anatselahana
,
itselahana
anarana :
fanatselahana
,
fanatselaka
,
fitselahana
,
fitselaka
,
mpanatselaka
,
mpitselaka
,
tselatselaka
mpamaritra :
fanatselaka
,
mahatselaka
,
matselaka
Fivaditsoratra
latsake
,
tselaka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31