Teny iditra tselatsela
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] vetivety [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] tsy ela, vetivety [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] kelikely, vetivety [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   tsetsela ~ tsiela ~ tsitsela

2009/02/23