Teny iditra tsena
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a market [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay marché [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra tsena
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de rencontrer [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2013/01/15