Teny iditra tsena kely
Singan-teny tsena ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina [1.1]
Ohatra Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16