Teny iditra tsendrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31