Teny iditra tsentsina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bouché [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  tampina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19