Teny iditra tsepoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
¶ Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23