Teny iditra tsetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo kely avy amin' ny fipaikan' ny molotra amin' ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana: Tsy ampy ny tsetra tsy arahin' asa [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/10/11