Teny iditra tsetsaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malaky mandray afo, mirehitra toy ny menaka, vanja
¶ Mailaka erỳ hilaza zavatra na hamaly izay lazaina aminy na anontaniana azy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23