Teny iditra tsia
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   no [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   non [Hallanger 1974]
Fifanahafana   aha

Teny iditra tsia
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Tanala] isika [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   tsiana

Teny iditra tsia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zazavavy [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/14