Teny iditra tsiahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahatsiarovana, embona: Eny! lasa izy izay... -- Tsiahy sisa... Tsiahy resy, tsiahy ory sy tomany (Dox) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   dont on se souvient, qu'on se rappelle [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   rappel, référence [SLP: Voambolana]
Sampanteny  

2013/12/20