Teny iditra tsiaro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fahatsiarovana [Rakotosaona 1975]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [Rajemisa 1985]
 fahatsiarovana; fifohazana [SLP 1986]
Fandikana frantsay souvenir, mémoire, réveil [Abinal 1888]
 souvenir, réveil [SLP 1986]
Sampanteny 
Ohatra Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [Andriamalala: Vohitry]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31