Teny iditra Tsiarondahy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy
Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [1.1]
Ohatra Ary Tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48]
Mpanahaka  Tsiarombavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20