Teny iditra | tsiary | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Na iza na iza, na oviana na oviana [1.78] | |
Teny iditra | tsiary | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tsy [1.78] | |
[Tanala] Tsy ambolana, tsy mbola, tsia [1.78] | ||
Tovy hevitra | tsiare | |
Fivaditsoratra | asitry, isitra, riatsy, siatry, tsiary |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |