Teny iditra tsidi > tsidina
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fandikana frantsay  [Tankarana] vol d'oiseau [David 1952 (takila T)]

Teny iditra tsidi > sidina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiakarana amin' ny avo, fisondrotana ambony eny amin' ny habakabaka, fiaingaingana ambony [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tsidi > tsidika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tsidi > tsidika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Cheirogaleus milii
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro