Teny iditra | tsidi-pahitra | ||
Singan-teny | tsidika ; fahitra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | 1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsidi-pahitra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/08 |