Teny iditra tsidradraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsidradra

2010/05/05