Teny iditra tsifa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny mivohitra amin' ny tenona (na tenany na fahany) ka manaratsy ny endriny [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsifa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] tandroka, basy [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka, Tanosy] tandroka [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31