Teny iditra tsifitofito (fito)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay sept à sept [3.1]

2015/03/15