Teny iditra tsifolofolo (folo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dix à dix [3.1]
Ohatra Nangalana ny ankilany sy andaniny,
Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany
[Andraina: Sahabe, takila 3]

2015/03/15