Teny iditra tsiho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana karazan-kazo iray (Salix madagascariensis) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Salix madagascariensis

Teny iditra tsiho (tsika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tsihina [fitanisana]
Ohatra Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/26