Teny iditra tsikanina (kanina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kanina

2009/04/28