Teny iditra tsikaroka (karoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihohihozana amin' ny tongotra aman-tanana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de gratter avec les mains ou les pattes, de les remuer dans [Abinal 1888]
 action de gratter [Malzac: Grammaire]
Sampanteny 

Teny iditra tsikaroka (karoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty rano; fanipazana ny tanan-kavia sy ny tanan-kavanana mifandimbindimby rehefa milomano. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de nager comme les chiens [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpanahaka  antsitrika ~ rano tsilany ~ tsipy sandry

2015/03/24