Teny iditra tsikebona (kebona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanetsiketsehana ny fotaka na loto ao anaty rano; famohafohazana ny lasa efa mandry
¶ Loiloy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/01/22